Ampidiro aloha ny tenimiafina
MASINA IANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina tokoa Ianao tcen Tompo Tsitoha
Masina tokoa Ianao
Masina Ianao ka hatramin’ny taloha sy ny ankehitriny
Masina Ianao masina onwonao Ianao Tompo Tsitoha ô
Ny voninahitrao manerana ny tany sy ny lanitra
Laza sy hery ho tononkira.serasera.org Anao mandrakizay (x2)
Midera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay
Mandrakizay hidera Anao ny olonao sy misaotra
Sy misaotra Anao mandrakizay
Masina Ianao (x2) tompo tsitoha ô
Ny voninahitrao maneran’ny tany sy ny lanitra
Laza hery ho Anao mandrakizay
(Laza sy) hery zijftsy mandrakizay midera Anao ny olonao
Sy misaotra Anao mandrakizay (mandrakizay)
Hidera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1131
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11