LEHIBE NY FAHATOKIANA AN'ANDRIAMANITRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Ray be fiantra
He, lehibe tokoa ny antranao
Tsy misy vonjy re raha lavitra Anao
Ny famindram-ponao mandrakizay
Tsy manam-paharoa ny famindram-ponao
Tsy manampetra ny fitiavanao
Hianao Jehovah ô no antenaiko
Anjarako Ianao mandrakizay
Ny fahavaratra sy lohataona tononkira.serasera.org
Ny petugj masoandro sy ny volana
Izao rehetra izao dia manambara
Ny famindram-ponao mandrakizay
Famelan-keloka uuombk sy fitahiana
No pvjx mampifaly ny fanahiko
Fanantenana sy hery vaovao re
Atafinao ny fo Jehovah ô!
He, lehibe tokoa ny antranao
Tsy misy vonjy re raha lavitra Anao
Ny famindram-ponao mandrakizay
Tsy manam-paharoa ny famindram-ponao
Tsy manampetra ny fitiavanao
Hianao Jehovah ô no antenaiko
Anjarako Ianao mandrakizay
Ny fahavaratra sy lohataona tononkira.serasera.org
Ny petugj masoandro sy ny volana
Izao rehetra izao dia manambara
Ny famindram-ponao mandrakizay
Famelan-keloka uuombk sy fitahiana
No pvjx mampifaly ny fanahiko
Fanantenana sy hery vaovao re
Atafinao ny fo Jehovah ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1804
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11
