Ampidiro aloha ny tenimiafina
LEHIBE NY FAHATOKIANA AN'ANDRIAMANITRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Ray be fiantra
He, lehibe tokoa ny antranao
Tsy misy vonjy re raha lavitra Anao
Ny famindram-ponao tononkira.serasera.org mandrakizay
Tsy manam-paharoa ny famindram-ponao
Tsy manampetra ny fitiavanao
Hianao Jehovah ô no antenaiko
Anjarako Ianao mandrakizay
Ny fahavaratra sy lohataona
Ny masoandro sy ny volana
Izao rehetra izao dia manambara
Ny famindram-ponao mandrakizay
Famelan-keloka sy fitahiana
No mampifaly ny fanahiko
Fanantenana eptviv sy hery vaovao re
Atafinao esmuvgy ny fo Jehovah ô! avyfcqrf
He, lehibe tokoa ny antranao
Tsy misy vonjy re raha lavitra Anao
Ny famindram-ponao tononkira.serasera.org mandrakizay
Tsy manam-paharoa ny famindram-ponao
Tsy manampetra ny fitiavanao
Hianao Jehovah ô no antenaiko
Anjarako Ianao mandrakizay
Ny fahavaratra sy lohataona
Ny masoandro sy ny volana
Izao rehetra izao dia manambara
Ny famindram-ponao mandrakizay
Famelan-keloka sy fitahiana
No mampifaly ny fanahiko
Fanantenana eptviv sy hery vaovao re
Atafinao esmuvgy ny fo Jehovah ô! avyfcqrf
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1803
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11
