JESO FITIAVANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso ô, tsy takatry ny saiko jyqpb ny halehiben’ny fitiavanao
Fa rehareha sy tena fototry ny aiko, manavotra ahy ho olom-baovao
He! Mamiko sy tiako hiraina ilay hira soa ny fitiavanao
Ny tena sy fanahy ary tononkira.serasera.org saina Jesosy ô, hihira ho Anao
Ry foko ô, moa nisy antenainao hanala ny mahory izay manjo
Jesosy re no tena fiainam-baovao manafaka ny sentosentom-po
Ry mino ô, hirao ilay hira kanto mitory ny fitiavan’i Jeso
Venteso avnu re, venteso tsy miato fa Izy no iyzuwme Fitiavan-dehibe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 903
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11