Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESO FITIAVANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org pfayugv Jeso ô, tsy takatry ny saiko ny halehiben’ny fitiavanao
Fa rehareha sy tena fototry qvdsd ny bzpke aiko, manavotra ahy ho olom-baovao
He! Mamiko sy tiako hiraina ilay hira soa ny fitiavanao
Ny tena sy fanahy ary saina Jesosy ô, hihira ho Anao
Ry foko ô, moa nisy antenainao hanala ny mahory izay manjo
Jesosy re no tena fiainam-baovao manafaka ny sentosentom-po
Ry mino ô, hirao ilay hira kanto mitory ny fitiavan’i Jeso
Venteso re, venteso tsy miato fa Izy no Fitiavan-dehibe

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 904
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11