INONA NO HAVALIKO AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona kohyvtb no tononkira.serasera.org havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony lksx tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho
Dieny eo anatrehan'ny jebjh olona rehetra
Eo anatrehan'i kianjan'i Jehovah
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony lksx tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho
Dieny eo anatrehan'ny jebjh olona rehetra
Eo anatrehan'i kianjan'i Jehovah
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17
