INONA NO HAVALIKO AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko an'i JehovahNoho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho
Dieny eo anatrehan'ny olona rehetra
Eo anatrehan'i kianjan'i Jehovah
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1154
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17