INONA NO HAVALIKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona havaliko an’i Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko (Handray ny kapoaky ny famonjena aho)
Ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Inona no havaliko an’I Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho,
ka hiantso fhpoio ny anaran’I Jehovah
Hanefa ny voadiko amin’I tononkira.serasera.org Jehovah aho dia ny eo anatrehan’ny yiuar olona rehetra
Eo awjbzrpg anatrehan’ny kianjan’I Jehovah
Eo afovoanao o ry Jerosalema Haleloia, haleloia (x2)
Haleloia, haleloia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17