INONA NO HAVALIKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona havaliko tononkira.serasera.org an’i Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko (Handray ny kapoaky ny famonjena aho)
Ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Inona no havaliko an’I oxuzklo Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny yepqttni famonjena aho,
ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Hanefa ny voadiko amin’I Jehovah aho ssfued dia ny eo anatrehan’ny olona rehetra
Eo anatrehan’ny kianjan’I Jehovah
Eo afovoanao o ry Jerosalema Haleloia, haleloia (x2)
Haleloia, haleloia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 770
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17