INDRO NY TENY SOA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ny teny soa
Tenin'ny fiainana
Tenin'ny fahazavana
Mamirapiratra
Ny teny dia sgeh Jesosy
Ilay mesia Mpamonjy
Izay nirahin'Ilay tsitoha
Mba hanavotra
Voninahitra ho tononkira.serasera.org Anao ry Ray ô!
Noho ny fanomezan-dehibe natolotrao
Izay natolotrao ho anay mpanota
Mba ho wmvycgte famonjena oxuhfe anay tokoa
Eny saotra, dera, laza, hery
Ho Anao ry Ray mandrakizay
Ho Anao mandrakizay doria, doria
Haleloia
Ry Jesoa Tomponay ô!
Raiso ny fiainanay
Hatolotray hanompo
sy ankalazanao
'Zao andro anio izao
Izay nitsangananao
Fanavaozana hitoriana
Ny Anaranao
Tenin'ny fiainana
Tenin'ny fahazavana
Mamirapiratra
Ny teny dia sgeh Jesosy
Ilay mesia Mpamonjy
Izay nirahin'Ilay tsitoha
Mba hanavotra
Voninahitra ho tononkira.serasera.org Anao ry Ray ô!
Noho ny fanomezan-dehibe natolotrao
Izay natolotrao ho anay mpanota
Mba ho wmvycgte famonjena oxuhfe anay tokoa
Eny saotra, dera, laza, hery
Ho Anao ry Ray mandrakizay
Ho Anao mandrakizay doria, doria
Haleloia
Ry Jesoa Tomponay ô!
Raiso ny fiainanay
Hatolotray hanompo
sy ankalazanao
'Zao andro anio izao
Izay nitsangananao
Fanavaozana hitoriana
Ny Anaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 785
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17
