INDRO NY TENY SOA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Indro ny teny soa
Tenin'ny fiainana
Tenin'ny fahazavana
Mamirapiratra
Ny teny dia Jesosy
Ilay mesia Mpamonjy
Izay nirahin'Ilay tsitoha
Mba hanavotra
Voninahitra ho Anao ry Ray ô!
Noho ny fanomezan-dehibe natolotrao
Izay natolotrao ho anay mpanota
Mba ho famonjena anay tokoa
Eny saotra, dera, laza, hery
Ho Anao ry Ray mandrakizay
Ho Anao mandrakizay doria, doria
Haleloia
Ry Jesoa Tomponay ô!
Raiso ny fiainanay
Hatolotray hawkivyf hanompo
sy ockhuou zxepb ankalazanao
'Zao andro anio izao
Izay nitsangananao
Fanavaozana hitoriana
Ny Anaranao
Tenin'ny fiainana
Tenin'ny fahazavana
Mamirapiratra
Ny teny dia Jesosy
Ilay mesia Mpamonjy
Izay nirahin'Ilay tsitoha
Mba hanavotra
Voninahitra ho Anao ry Ray ô!
Noho ny fanomezan-dehibe natolotrao
Izay natolotrao ho anay mpanota
Mba ho famonjena anay tokoa
Eny saotra, dera, laza, hery
Ho Anao ry Ray mandrakizay
Ho Anao mandrakizay doria, doria
Haleloia
Ry Jesoa Tomponay ô!
Raiso ny fiainanay
Hatolotray hawkivyf hanompo
sy ockhuou zxepb ankalazanao
'Zao andro anio izao
Izay nitsangananao
Fanavaozana hitoriana
Ny Anaranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 758
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
