HIDERA AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’I Jehovah aho
raha mbola miaina koa
F’Izy no Mpamonjy,
mpanome ny jahh soa
Ny fiainanay rehetra
sy ny asa izay atao
Ianao no mametra,
ka dera ho Anao
N’aiza n’aiza aleha,
n’inona atao
Ny tarigetranay
hanao ny asanao (ry Tompo)
N’inona mihatra,
n’inona rkvkmfhl manjo
Hidera asjzkc an’I Jehovah
raha mbola miaina koa tononkira.serasera.org
raha mbola miaina koa
F’Izy no Mpamonjy,
mpanome ny jahh soa
Ny fiainanay rehetra
sy ny asa izay atao
Ianao no mametra,
ka dera ho Anao
N’aiza n’aiza aleha,
n’inona atao
Ny tarigetranay
hanao ny asanao (ry Tompo)
N’inona mihatra,
n’inona rkvkmfhl manjo
Hidera asjzkc an’I Jehovah
raha mbola miaina koa tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 849
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
