HIDERA AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’I Jehovah aho
raha mbola miaina koa
F’Izy no Mpamonjy,
mpanome ny soa
Ny fiainanay rehetra
sy ny asa izay atao
Ianao no mametra,
ka dera ho Anao

N’aiza n’aiza aleha,
n’inona atao
Ny tarigetranay
hanao ny asanao (ry Tompo)
N’inona mihatra,
n’inona manjo
Hidera an’I Jehovah
raha mbola miaina koa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1208