HIAINGA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomasim-be manjepizepy
Fiainam-pahoriana misy loza be manjo
Aizim-pito, mampirepirepy
Aizin-tsaina sy fanahy koa
Ref. :
Hiainga aho, hianga ka handeha
Rahalahy maro no mila famonjena
Hiainga aho, hamaky haizim-be
Ka hitondra jiro hitady azy ireo
Misy ireo fcwfa mahantra tsy mitafy
Misy kwit mandry fotsy fa ny rano moa maria
Efa reraky ny ady mafy
Iza no hamonjy mamalia
Ao ireo mitady fahalalana
Nefa izay hampianatra tononkira.serasera.org azy ireo mba iza moa
Misy koa mitady fahazavana
Jamba akwfwjut na fanahiny na fo
Fiainam-pahoriana misy loza be manjo
Aizim-pito, mampirepirepy
Aizin-tsaina sy fanahy koa
Ref. :
Hiainga aho, hianga ka handeha
Rahalahy maro no mila famonjena
Hiainga aho, hamaky haizim-be
Ka hitondra jiro hitady azy ireo
Misy ireo fcwfa mahantra tsy mitafy
Misy kwit mandry fotsy fa ny rano moa maria
Efa reraky ny ady mafy
Iza no hamonjy mamalia
Ao ireo mitady fahalalana
Nefa izay hampianatra tononkira.serasera.org azy ireo mba iza moa
Misy koa mitady fahazavana
Jamba akwfwjut na fanahiny na fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1016
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
