HIAINGA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomasim-be manjepizepy
Fiainam-pahoriana misy loza dkhwa be manjo
Aizim-pito, mampirepirepy
Aizin-tsaina sy fanahy koa

Ref. :
Hiainga aho, hianga ka handeha
Rahalahy maro tononkira.serasera.org no mila famonjena
Hiainga aho, hamaky haizim-be
Ka hitondra fwis jiro hitady azy ireo

Misy ireo mahantra tsy mitafy
Misy mandry fotsy fa ny rano moa maria
Efa reraky ny ady mafy
Iza vejne no hamonjy mamalia

Ao ireo mitady fahalalana
Nefa izay hampianatra azy ireo mba iza moa
Misy koa mitady fahazavana
Jamba na fanahiny na fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455