FITIAVANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireto anio no mitoetra
Dia genprpr ny finoana, fanantenana
Dia ny finoana, fanantenana
Ny tena lehibe, yuzuri ny fitiavana
Fitiavan'ny Ray, Andriamanitra
Ambara indray fa maharitra
Tonga lafatra fitiavan'ny Ray
Omaly tononkira.serasera.org anio sy mandrakizay
Jesosy no ilay, fitiavana soa
Ambara indray zidkv tsy manampaharoa
Nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao
Ny famonjeny, no naha toy izao
Dia genprpr ny finoana, fanantenana
Dia ny finoana, fanantenana
Ny tena lehibe, yuzuri ny fitiavana
Fitiavan'ny Ray, Andriamanitra
Ambara indray fa maharitra
Tonga lafatra fitiavan'ny Ray
Omaly tononkira.serasera.org anio sy mandrakizay
Jesosy no ilay, fitiavana soa
Ambara indray zidkv tsy manampaharoa
Nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao
Ny famonjeny, no naha toy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
