FITIAVANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireto pwyhx anio no mitoetra
Dia ny finoana, fanantenana
Dia ny finoana, fanantenana
Ny tena lehibe, ny fitiavana

Fitiavan'ny Ray, Andriamanitra
Ambara indray fa maharitra
Tonga lafatra fitiavan'ny Ray
Omaly anio sy mandrakizay

Jesosy phnymwbv no ilay, fitiavana soa
Ambara indray tsy manampaharoa
Nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao
Ny famonjeny, no naha tagp toy tononkira.serasera.org izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303