FANAHIN’NY FANDRESENA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fanahy osa sy resy no noraisin-tsika
Fa Fanahin’ny Fandresena yitsrn sy Fitiavana
Dia io ‘lay Fanahy mampahery no sady tononkira.serasera.org mampita
Handresy sy handrava tafiotra
Ny fandresen’izay enti-mandresy izao tontolo izao
Dia ny finoantsika (2)
Aza malaina mamaky ny tenin’i Jesoa
Fa Izy, Izy afaka hampitombo ny dvgmhqld finoanao
Nateraka osdapcc mba ho mpandresy izaho sy ianao
Hitondra ny Anaran’ny Tompo isan’andro (2)
Ka tsy mba hamitra-pihavanana amin’I Satana
Handresy sy handrava ny asany

Fa Izy, Izy afaka hampitombo ny finoanao
Ry Jeso zay lohan’ny Mpiandry sy Tompon’ny hery
Ataovy mpandresy miarak’Aminao izahay
Tsy ho fanalana baraka ny Anaranao
Fa hiasa ho voninahitrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20