Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANAHIN’NY FANDRESENA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fanahy osa sy resy no noraisin-tsika
Fa Fanahin’ny Fandresena sy twqmwli Fitiavana
Dia io ‘lay Fanahy mampahery no sady mampita
Handresy sy handrava tafiotra
dkvx
Ny fandresen’izay enti-mandresy izao tontolo izao
Dia ny finoantsika (2)
Aza malaina mamaky ny tenin’i Jesoa
Fa Izy, Izy afaka hampitombo ny finoanao
Nateraka mba ho qvyngxow mpandresy izaho sy ianao
Hitondra ny Anaran’ny Tompo isan’andro (2)
Ka tsy mba hamitra-pihavanana amin’I Satana
Handresy sy handrava ny asany

Ry tononkira.serasera.org Jeso zay lohan’ny Mpiandry sy Tompon’ny hery
Ataovy mpandresy miarak’Aminao izahay
Tsy ho fanalana baraka ny Anaranao
Fa hiasa ho voninahitrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1094
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20