AMPIRAISO IZAHAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao
Mba ho iray ihany
Hatreto an-tany
Ny iaiklnwq mino ka tsy hanadino
Fa hanao zanakao.
Mbola misy ary uxmry tena misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon'afaka
Tsy hisy intsony deqyjtm anie
'Reo finoana be dia be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao
Ry Ray Hianao no tononkira.serasera.org nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao
Mba ho iray ihany
Hatreto an-tany
Ny iaiklnwq mino ka tsy hanadino
Fa hanao zanakao.
Mbola misy ary uxmry tena misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon'afaka
Tsy hisy intsony deqyjtm anie
'Reo finoana be dia be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao
Ry Ray Hianao no tononkira.serasera.org nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
