AMPIRAISO IZAHAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao
Mba ho iray ihany
Hatreto an-tany
Ny mino tononkira.serasera.org ka tsy gqesjmo hanadino
Fa hanao zanakao.
Mbola misy ary tena mnqft misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon'afaka
Tsy hisy intsony anie
'Reo finoana be dia zmdwkeoq be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao
Ry Ray Hianao no nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao
Mba ho iray ihany
Hatreto an-tany
Ny mino tononkira.serasera.org ka tsy gqesjmo hanadino
Fa hanao zanakao.
Mbola misy ary tena mnqft misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon'afaka
Tsy hisy intsony anie
'Reo finoana be dia zmdwkeoq be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao
Ry Ray Hianao no nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1414
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
