Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIRAISO IZAHAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao
Mba ho iray rijv ihany
Hatreto an-tany
Ny mino ka tsy hanadino
Fa tononkira.serasera.org hanao zanakao.
Mbola misy ary tena tqitc misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy xnspvgsp afaka ny olon'afaka
Tsy hisy intsony anie
'Reo finoana be dia be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao
Ry Ray Hianao no nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao
Mba ho iray rijv ihany
Hatreto an-tany
Ny mino ka tsy hanadino
Fa tononkira.serasera.org hanao zanakao.
Mbola misy ary tena tqitc misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy xnspvgsp afaka ny olon'afaka
Tsy hisy intsony anie
'Reo finoana be dia be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao
Ry Ray Hianao no nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1417
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
