AKAIKINAO (Jazz) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Akaikinao ry Ray malala,
No faniriako rajwdfo sy mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho hiaraka zqdyyshd Aminao
Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra tsy ddski mba misy soa
Ref :
Tantanonao ry Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay
A/C: RAKOTONDRATSIMA Andriamalala,
Copyright OMDA
No faniriako rajwdfo sy mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho hiaraka zqdyyshd Aminao
Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra tsy ddski mba misy soa
Ref :
Tantanonao ry Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay
A/C: RAKOTONDRATSIMA Andriamalala,
Copyright OMDA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1703
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:21
