AKAIKINAO (Jazz) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao ry Ray malala,
No faniriako hosialxr sy mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho tononkira.serasera.org hiaraka Aminao

Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra jibppjp tsy mba misy soa

Ref :
Tantanonao ry gssrqvx Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay

A/C: RAKOTONDRATSIMA Andriamalala,
Copyright OMDA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1705
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329