AKAIKINAO (Jazz) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao ry Ray malala,
No faniriako sy tyfg mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho hiaraka Aminao
Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao tononkira.serasera.org manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra tsy mba misy soa
Ref :
Tantanonao ry Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny yabklzp fqezo lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay
A/C: RAKOTONDRATSIMA Andriamalala,
Copyright OMDA
No faniriako sy tyfg mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho hiaraka Aminao
Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao tononkira.serasera.org manintona avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra tsy mba misy soa
Ref :
Tantanonao ry Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny yabklzp fqezo lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay
A/C: RAKOTONDRATSIMA Andriamalala,
Copyright OMDA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1702
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:21
