AFAKA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hangina ny foko, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ravoravo ery ny Fanahy, he olona afaka aho
(Tsy ho adinoiko re) Raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe izay nanavotana gcluw ahy tokoa
Tanatin’ny aizinkitroky ny famoizam-po
He afaka (x2) aho, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ny Tompo nanavotra ahy, he afaka aho
Tsy ho hadinoiko re, raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe, nanavotana ahy tokoa
Avotra no azoko, tononkira.serasera.org voavaha ny fatotro
Ho tanako tokoa ilay famonjena ahy
Efa maty aho, voagejan’ny aeqh otako
Kanefa tsapako fa msoigq voavonjy aho,
Noho ilay Mpamonjy, ka afaka aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 2062
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:21