AFAKA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hangina ny foko, he tononkira.serasera.org azoko tokoa ny famonjena ahy
Ravoravo ery ny Fanahy, he olona afaka brtsq aho
vhmc (Tsy ho adinoiko re) Raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe izay nanavotana ahy tokoa
Tanatin’ny aizinkitroky ny famoizam-po
He afaka (x2) aho, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ny Tompo nanavotra ahy, he afaka aho
Tsy ho hadinoiko re, owckwrd raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe, nanavotana ahy tokoa
Avotra no azoko, voavaha ny fatotro
Ho tanako tokoa ilay famonjena ahy
Efa maty aho, voagejan’ny otako
Kanefa tsapako fa voavonjy aho,
Noho ilay Mpamonjy, ka afaka aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357