AFAKA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hangina ny foko, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ravoravo ery ny Fanahy, he olona afaka tpap aho
(Tsy ho adinoiko re) Raha mbola miaina koa
‘Lay piex fitiavan-dehibe izay nanavotana nkymwrbv ahy tokoa
Tanatin’ny aizinkitroky tononkira.serasera.org ny famoizam-po
He afaka (x2) aho, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ny Tompo nanavotra ahy, he afaka aho
Tsy ho hadinoiko re, raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe, nanavotana ahy tokoa
Avotra no azoko, voavaha ny fatotro
Ho tanako tokoa ilay famonjena ahy
Efa maty aho, voagejan’ny otako
Kanefa tsapako fa voavonjy aho,
Noho ilay Mpamonjy, ka afaka aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1999
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:21