Efa vonona (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1a- Sanatria tsy horohoro
No tsy ahafahako miteny
Fa vao maika aho hijoro
Ary koa hitory teny

1b-Tsy ny ratsy mampikatso
Na ny setram-piainana eto
No handeha tsy hamitako
Ny andraikitra nekeko

Ho sasa-poana ianao ry rahona mandalo
Fa tsy hampiova ny lokon-danitra na oviana

Ny fitiavako ny Tompo?
Sanatria ny hoe hiova
N'inona n'inona tononkira.serasera.org hidona

2a-Ndreto fa manolotena
Ho anao Jesoa malala
Tsy mivadim-panekena
N'iza n'iza ycpzlir mankahala

2b-Izahay lehilahy miantsa
Dia hitory teny an-kira
F'efa vonona hiasa
Ho anao ry avo indrindra

Ho sasam-poana ianao ry ryrj rivotra mifofo
Fa tsy hampiala ny faka efa lasa ambany

Ianao tsy hahafoana
Ny pffxbc finoako aro anaty
Fa Jesoa dia tiako foana
Ka tompoiko mandramaty

Mpanoratra: Randriamaromahefarison Gabriel
Slk Miantsa Atv

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATV
Vangy : 280
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 24/03/2026 07:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525