Raisiko am-pitiavana (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 a)- Ireo tnatarako fahinyIndro tsaroako ankehitriny
Tadidiko raha mbola zaza
Nanao tsianjery arahaba
1b)- Ny fahitako ankizy kely
Izay mankalaza ny noely
Mamerina amiko tokoa
Ireo lasa niainako taloha
Dibo-kafaliana
Ka tsy hangina
Fa isan-taona
Mankalaza foana
2a)- Ny fahitako ireo tanora
No mampatsiahy tokoa ilay ora
Ilay sasak'alina an-kira
Tsy adinoko fa tiako indrindra
2b)- Ankehitriny lehilahy
No sampana zay misy ahy
Mihira aho anio satria
Ity ireo fetin'i Mesia
Masina ambony
Ny fetinao Jesoa Mpamonjy
Tsy atakaloko fahazarana
Fa raisiko ampitoavana
Mpanoratra: Gabriel
Randriamaromahefarison
--Slk Miantsa Atv---
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATVVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 30/03/2026 18:22
