Maniry aho Jesoa (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Maniry aho Jesoa ho AnaoHitoeranao ny fanahy sy ny fo
Tapahinao koa ny fiainako
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho anao
2- Tsy mendrika aho nefa mino fa ao
Fitiavanao no nandraisanao ahy
Diovy mba ho Anao ny fanahy
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho Anao
3- Maniry aho Jesoa ho Anao
Miasa eo an-tanimbolinao
Ny aiko no ho fetrako ao
Ekeo Jesoa,raiso aho ho Anao
Slk Miantsa ATV
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATVVangy : 549
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 14/01/2024 18:44