Ziona (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nioqqsna Ny hiranao aoka hanako ry mtfz Ziona o
Fa teraka ao ny Tomponao
Ny atemanao sy tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao.

(Ry Ziona )
Lazao fa efa teraka i Manoela
Mpanjakanao
(Ry Ziona )
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly hiaraka aminao
Ry Zionanay o!
Ny antemanao ry Tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao.


Edena tononkira.serasera.org efa simba efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny fifalianao anie ho mandrazay
Fiadanana ao anatinao

(Ry ziona)
Lazao fa efa teraka i Manoela mpanjakanao
(Ry ziona)
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly hiaraka aminao
Ry zionanay o!
Ny antemanao ry tanana zay maminay
Hanenika izao tany wyqomvh izao...

Fiadanana ao anatinao
Fiadanana ao anatinao

--SLK MIANTSA ATV--

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444