Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa vonona (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1a- Sanatria tsy sclwryxv horohoro
No tsy ahafahako miteny
Fa vao maika aho hijoro
Ary koa hitory teny
1b-Tsy ny ratsy mampikatso
Na tononkira.serasera.org ny setram-piainana eto
No handeha tsy hamitako
Ny andraikitra nekeko
Ho sasa-poana ianao ry rahona mandalo
Fa tsy hampiova ny lokon-danitra na oviana
Ny fitiavako ny Tompo?
Sanatria ny hoe hiova
N'inona n'inona hidona
2a-Ndreto fa manolotena
Ho anao Jesoa malala
Tsy mivadim-panekena
N'iza n'iza mankahala
2b-Izahay lehilahy miantsa
Dia hitory teny an-kira
F'efa vonona hiasa
Ho anao ry avo indrindra
Ho sasam-poana ianao ry rivotra mifofo
Fa tsy hampiala ny oikdr faka efa lasa ambany
Ianao tsy hahafoana
Ny finoako aro anaty
Fa Jesoa dia tiako nxnns foana
Ka tompoiko mandramaty
Mpanoratra: Randriamaromahefarison Gabriel
Slk Miantsa Atv
No tsy ahafahako miteny
Fa vao maika aho hijoro
Ary koa hitory teny
1b-Tsy ny ratsy mampikatso
Na tononkira.serasera.org ny setram-piainana eto
No handeha tsy hamitako
Ny andraikitra nekeko
Ho sasa-poana ianao ry rahona mandalo
Fa tsy hampiova ny lokon-danitra na oviana
Ny fitiavako ny Tompo?
Sanatria ny hoe hiova
N'inona n'inona hidona
2a-Ndreto fa manolotena
Ho anao Jesoa malala
Tsy mivadim-panekena
N'iza n'iza mankahala
2b-Izahay lehilahy miantsa
Dia hitory teny an-kira
F'efa vonona hiasa
Ho anao ry avo indrindra
Ho sasam-poana ianao ry rivotra mifofo
Fa tsy hampiala ny oikdr faka efa lasa ambany
Ianao tsy hahafoana
Ny finoako aro anaty
Fa Jesoa dia tiako nxnns foana
Ka tompoiko mandramaty
Mpanoratra: Randriamaromahefarison Gabriel
Slk Miantsa Atv
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Miantsa ATVHits : 356
Likes : 1 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 24/03/2026 07:59
