Tsaroako anio (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsaroako anio
Jesoa ny fanavotanao
Fa tao an-davaka aho no nakarinao
Ny sandrinao mahery ttrshqqx no natsotranao
Hitarika ahy ho eo anilanao
Fiverenany:
Zao no voady ataoko aminao
Jesosy o!
Voadiko aminao mandrakizay
Tsisy ahasaraka ahy tsy hitoetra eo anilanao.
Ho eo an-tongotrao ,akaikinao.
2- He sambatra aho Jesoa satria voasasanao
Ny heloko rehetra dia voavelanao
Ny uodp fiainako tontolo dia nohavaozinao
Ho mendrika tqxfy tokoa ny lapanao
Fiverenany.....
3- Endrey ny hafaliako tononkira.serasera.org mananana anao
Ny lanitrao no amboarinao ho tranoko
Ireo anjely maro izay midera Anao
No hiaraka amiko ho eo akaikinao
Fiverenany.....
SLK Miantsa ATV
Jesoa ny fanavotanao
Fa tao an-davaka aho no nakarinao
Ny sandrinao mahery ttrshqqx no natsotranao
Hitarika ahy ho eo anilanao
Fiverenany:
Zao no voady ataoko aminao
Jesosy o!
Voadiko aminao mandrakizay
Tsisy ahasaraka ahy tsy hitoetra eo anilanao.
Ho eo an-tongotrao ,akaikinao.
2- He sambatra aho Jesoa satria voasasanao
Ny heloko rehetra dia voavelanao
Ny uodp fiainako tontolo dia nohavaozinao
Ho mendrika tqxfy tokoa ny lapanao
Fiverenany.....
3- Endrey ny hafaliako tononkira.serasera.org mananana anao
Ny lanitrao no amboarinao ho tranoko
Ireo anjely maro izay midera Anao
No hiaraka amiko ho eo akaikinao
Fiverenany.....
SLK Miantsa ATV
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATVVangy : 1458
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 14/01/2024 18:40
