Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mankasitraka anao ry Noeliko (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankasitraka anao ry Noeliko
1- O ry zalahy o avia (avia)
Hafangiano malaky ny dia(fa hoaiza e)
Ho any jerosalema (fa ahoana e)
Tonga ny famonjena (o lehiretsy a)
Andro malaza tokoa androany
Satria uswkea ny mpanjaka no tonga eto antany
Faly khvc no sady finaritra
Fa tonga 'lay zanak'Andriamanitra (*2)
Fiverenany:
Tsy miora na koa zava-manitra
No tiako atao fanatitra
Fa ny foko izay torotoro
Mangovitra mangorohoro
Mankasitraka anao ry noeliko
Dia 'zao no tsy maitsy teneniko
Dera sy ny voninahitra
Ho anao eto ka hatrany an-danitra.
2- O ry zalahy o avia(avia)
Ndao hiara hidera satria(teo ny andro)
Ny andro fahazazana (eo ny andro)
Andro fahatanorana ('zao lehiretsy a)
Na antitra aza dia izao re no izy
'ty andro malaza tsy lxchtha maitsy tadidy
Tonga ho atsika ny tononkira.serasera.org zanany
Porofo fa misy ny fitiavany. (*2)
Tsy miora......
...
O ry zalahy o avia,... Avia.....
--SLK MIANTSA ATV
A/C RANDRIAMAROMAHEFARISON GABRIEL
1- O ry zalahy o avia (avia)
Hafangiano malaky ny dia(fa hoaiza e)
Ho any jerosalema (fa ahoana e)
Tonga ny famonjena (o lehiretsy a)
Andro malaza tokoa androany
Satria uswkea ny mpanjaka no tonga eto antany
Faly khvc no sady finaritra
Fa tonga 'lay zanak'Andriamanitra (*2)
Fiverenany:
Tsy miora na koa zava-manitra
No tiako atao fanatitra
Fa ny foko izay torotoro
Mangovitra mangorohoro
Mankasitraka anao ry noeliko
Dia 'zao no tsy maitsy teneniko
Dera sy ny voninahitra
Ho anao eto ka hatrany an-danitra.
2- O ry zalahy o avia(avia)
Ndao hiara hidera satria(teo ny andro)
Ny andro fahazazana (eo ny andro)
Andro fahatanorana ('zao lehiretsy a)
Na antitra aza dia izao re no izy
'ty andro malaza tsy lxchtha maitsy tadidy
Tonga ho atsika ny tononkira.serasera.org zanany
Porofo fa misy ny fitiavany. (*2)
Tsy miora......
...
O ry zalahy o avia,... Avia.....
--SLK MIANTSA ATV
A/C RANDRIAMAROMAHEFARISON GABRIEL
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATVVangy : 584
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 17/01/2024 04:52
