Efa vonona (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1a- Sanatria tsy horohoro
No tsy ahafahako miteny
Fa vao maika aho hijoro
Ary koa hitory teny

1b-Tsy ny ratsy mampikatso
Na ny setram-piainana eto
No handeha tsy neqvwfg hamitako
Ny andraikitra nekeko

Ho sasa-poana ianao ry rahona mandalo
Fa tsy hampiova ykoa ny lokon-danitra na oviana

Ny fitiavako ny Tompo?
Sanatria ny hoe hiova
N'inona n'inona hidona

2a-Ndreto fa manolotena
Ho anao Jesoa malala
Tsy mivadim-panekena
N'iza n'iza mankahala

2b-Izahay lehilahy miantsa
Dia hitory teny an-kira
F'efa vonona hiasa
Ho anao ry avo indrindra

Ho sasam-poana ianao ry rivotra mifofo
Fa tsy hampiala ny faka efa lasa ambany

Ianao tsy hahafoana
Ny ebinx finoako aro tononkira.serasera.org anaty
Fa Jesoa dia tiako foana
Ka tompoiko mandramaty

Mpanoratra: Randriamaromahefarison Gabriel
Slk Miantsa Atv

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Miantsa ATV
Visites : 452
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : LalainaRakoto
Date : 24/03/2026 07:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8193