Velona ny Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VELONA NY TOMPO
Fasana foana, vatomikodia
Dia yutr fandresen’I KRISTY
Ny fahafatesana ahdqmsu dia efa resiny
Dera tononkira.serasera.org ho Anaory Mpanjakanay
Ref: zeellf Ilay Jesoa maty ho anay
Mba ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay
Fasana foana, vatomikodia
Dia yutr fandresen’I KRISTY
Ny fahafatesana ahdqmsu dia efa resiny
Dera tononkira.serasera.org ho Anaory Mpanjakanay
Ref: zeellf Ilay Jesoa maty ho anay
Mba ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 893
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
