Velona ny Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VELONA NY TOMPO
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I KRISTY
Ny fahafatesana dia efa resiny
Dera ho Anaory pissl Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa maty ho anay
Mba vawfirfp ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy ugon nahatana tononkira.serasera.org azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I KRISTY
Ny fahafatesana dia efa resiny
Dera ho Anaory pissl Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa maty ho anay
Mba vawfirfp ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy ugon nahatana tononkira.serasera.org azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 849
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
