Velona ny Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VELONA NY TOMPO
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I hqkw KRISTY
Ny fahafatesana dia efa resiny
Dera ho Anaory Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa maty ho tononkira.serasera.org anay
Mba aqxqxp ho famonjena anay
Izy no vdcabkl mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I hqkw KRISTY
Ny fahafatesana dia efa resiny
Dera ho Anaory Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa maty ho tononkira.serasera.org anay
Mba aqxqxp ho famonjena anay
Izy no vdcabkl mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy ny fanahinay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 892
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
