Vavaka (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKAAndriamanitra ô! Andriamanitray(2), mba vonjeo izahay e!
Itondray fifankatiavanany olona hitambatra, dia ho sambatra
Raha izao tontolo izao no mifankatia sy miara-dia
Dia arim-paradia hatrany hatrany , ny eto an-tany
Tsy izany anefa Tompo ô! Ny zava-misy, ny zava-misy, kanefa indrisy
Fa fifandrotehana,korontana sy ratra no mihatra
Ny fijalian’ny noana sy ny mahantra tsy omby fatra
Nefa ao ny voky tsy mitsemboka sy tsy miasasatra
Ry rain’ny fahasoavana ty voafetra, ty voafetra, avia hitoetra
Ato an-dasinay hampianatra ny finiavana, fifankatiavana
Ka izao tontolo izao no indray mijery, tsy hisy hiery
Fa hitovy tantana avokoa ry Ray Tsitoha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:09