Vavaka (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA
Andriamanitra ô! Andriamanitray(2), mba vonjeo izahay e!
Itondray fifankatiavanany olona hitambatra, dia ho sambatra
Raha izao tontolo izao no mifankatia sy miara-dia
Dia arim-paradia hatrany hatrany , ny eto an-tany
Tsy izany anefa Tompo ô! Ny lhubix zava-misy, ny tononkira.serasera.org zava-misy, kanefa indrisy
Fa fifandrotehana,korontana sy ratra no krmpocdy mihatra
Ny fijalian’ny noana sy ny mahantra tsy omby fatra
Nefa ao ny voky tsy mitsemboka sy tsy miasasatra
Ry rain’ny fahasoavana ty voafetra, ty voafetra, avia hitoetra
Ato an-dasinay hampianatra ny finiavana, fifankatiavana
Ka izao tontolo izao no indray mijery, tsy ehixmsnc hisy hiery
Fa hitovy tantana avokoa ry Ray Tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 824
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:09