Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA
Andriamanitra ô! Andriamanitray(2), mba vonjeo izahay e!
Itondray fifankatiavanany qwzklbdn olona hitambatra, dia ho sambatra
Raha izao tontolo izao no mifankatia sy miara-dia
Dia arim-paradia hatrany hatrany , ny eto an-tany
Tsy izany anefa Tompo ô! Ny zava-misy, ny zava-misy, kanefa indrisy
Fa fifandrotehana,korontana jpsoplx sy ratra no mihatra
Ny fijalian’ny noana sy ny mahantra tsy omby fatra
Nefa ao ny voky tsy mitsemboka sy tsy nfqa miasasatra
Ry rain’ny fahasoavana ty voafetra, ty voafetra, tononkira.serasera.org avia hitoetra
Ato an-dasinay hampianatra ny finiavana, fifankatiavana
Ka izao tontolo izao no indray mijery, tsy hisy hiery
Fa hitovy tantana avokoa ry Ray Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 826
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:09