Misaotra Anao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
Eny Tompo ô! Mitory Anao izahay
Kanefa kely ny herinay
Ianao ry Tompo Ilay mampahery
Mba hatolory anay re ny hery
Ref: qqniih ka misaotra tononkira.serasera.org Anao izahay
Ny nanomezanao ny Fanahy
Ianao anie nomijery
Ireo ondry very
Izao mmnvzjj anefa ihgdehj ny olana
Misy ireo izay mandà
Katolory vahaolana
Mba handresenay lahatra
Eny Tompo ô! Mitory Anao izahay
Kanefa kely ny herinay
Ianao ry Tompo Ilay mampahery
Mba hatolory anay re ny hery
Ref: qqniih ka misaotra tononkira.serasera.org Anao izahay
Ny nanomezanao ny Fanahy
Ianao anie nomijery
Ireo ondry very
Izao mmnvzjj anefa ihgdehj ny olana
Misy ireo izay mandà
Katolory vahaolana
Mba handresenay lahatra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 782
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
