Misaotra Anao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
Eny Tompo ô! Mitory Anao izahay
Kanefa kely ny herinay
Ianao ry Tompo Ilay mampahery
Mba ltbuil hatolory anay re ny hery

Ref: ka misaotra Anao izahay
Ny nanomezanao ny Fanahy
Ianao whag anie nomijery
Ireo muuw ondry tononkira.serasera.org very

Izao anefa ny olana
Misy ireo izay mandà
Katolory vahaolana
Mba handresenay lahatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1605