Misaotra Anao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO
Eny Tompo ô! Mitory Anao izahay
Kanefa kely ny herinay
Ianao ry Tompo Ilay mampahery
Mba hatolory anay re ny tononkira.serasera.org hery
Ref: ka tmgv ljdl lfca misaotra Anao izahay
Ny nanomezanao ny Fanahy
Ianao anie nomijery
Ireo ondry very
Izao anefa ny olana
Misy ireo izay mandà
Katolory vahaolana
Mba handresenay lahatra
Eny Tompo ô! Mitory Anao izahay
Kanefa kely ny herinay
Ianao ry Tompo Ilay mampahery
Mba hatolory anay re ny tononkira.serasera.org hery
Ref: ka tmgv ljdl lfca misaotra Anao izahay
Ny nanomezanao ny Fanahy
Ianao anie nomijery
Ireo ondry very
Izao anefa ny olana
Misy ireo izay mandà
Katolory vahaolana
Mba handresenay lahatra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 780
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
