Miorena tsara (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA TSARA
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny fanompoana ry hava-malala
Fa vaxjjj dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te hiorina tsy ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana yukx mafy mba tsy hivena
Aza mihebo misehoseho ho tononkira.serasera.org favy
Miantso devoly jbaqn hoe avia raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa voadona dia indro fa rava
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny fanompoana ry hava-malala
Fa vaxjjj dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te hiorina tsy ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana yukx mafy mba tsy hivena
Aza mihebo misehoseho ho tononkira.serasera.org favy
Miantso devoly jbaqn hoe avia raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa voadona dia indro fa rava
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 1133
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
