Miorena tsara (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA TSARA
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny fanompoana ry hava-malala
Fa dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te nbgsmob hiorina tsy tononkira.serasera.org ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana awluf mafy mba tsy hivena
Aza mihebo yqzhkc misehoseho ho favy
Miantso devoly hoe avia raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa voadona dia indro fa rava
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny fanompoana ry hava-malala
Fa dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te nbgsmob hiorina tsy tononkira.serasera.org ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana awluf mafy mba tsy hivena
Aza mihebo yqzhkc misehoseho ho favy
Miantso devoly hoe avia raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa voadona dia indro fa rava
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 1132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
