Miorena tsara (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA TSARA
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny tononkira.serasera.org fanompoana ry hava-malala
Fa dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te hiorina tsy ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana mafy mba tsy hivena
Aza mihebo misehoseho ho favy
Miantso devoly hoe avia dvakq raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa fkhuihq voadona dia indro zmwr fa rava
Tsy vitam-bava na ny fonao mafana
Ny tononkira.serasera.org fanompoana ry hava-malala
Fa dia mitaky ezaka sy finoana
Raha te hiorina tsy ho faty vonoina
Miomana, mitandrema
Mihazona mafy mba tsy hivena
Fa etiety ny lalam-pamonjena
Mihazoana mafy mba tsy hivena
Aza mihebo misehoseho ho favy
Miantso devoly hoe avia dvakq raha hiady
Amin’izato finoana tsisy faka
Fa fkhuihq voadona dia indro zmwr fa rava
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 1131
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
