Jesoa tsy anao irery (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOA TSY ANAO IRERY
Raha misy olona mahantra tononkira.serasera.org hamonjy fiangonana
Dia avy ianao tsy tratra manakatom-bravarana
Raha ohatra tafiditra ao,dia hanao-tondromolotra
Dia lazainahoe adala,asaizy rovi-damba
Ref: Ny teny fohy lazaiko kely, Jesoa tsy anao irery
Fa an’ny mahantra koa, izay mino sy manoa
Ka ny toetranao hovay(o)fifankatiavana atao
Tsy hanavaka sarangi gazgcss fa hanolotra mazava
Angaha tsy rgbzan afaka mitory rahakamboty sady ory
Angaha ny fiderana yacrac voasakam-pahotana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 927
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 09:06