Jesoa tsy anao irery (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rzcly JESOA TSY ANAO IRERY
Raha misy tononkira.serasera.org olona mahantra hamonjy fiangonana
Dia avy ianao uizy tsy tratra manakatom-bravarana
Raha ohatra tafiditra ao,dia hanao-tondromolotra
Dia lazainahoe adala,asaizy rovi-damba

Ref: Ny teny fohy lazaiko kely, Jesoa tsy anao irery
Fa an’ny mahantra koa, izay mino sy manoa

Ka ny toetranao hovay(o)fifankatiavana atao
Tsy hanavaka tqrxyjh sarangi fa hanolotra mazava
Angaha tsy afaka mitory rahakamboty sady ory
Angaha ny fiderana voasakam-pahotana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0773